Ny Fahasoavanao (Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:Asa angamba raha tsy teo ny fahasoavanao
Tsy toy izao zahay, very izahay
Na maraina na hariva anehoanao
Zany fahasoavanao Jesosy Ô!
1)Ampy anay Jesosy ô! Ny fahasoavanao
Zay iainanay izao!
Tsy mba mety ritra ,fa maha toy izao anay
Miboiboika hatrany,fa tsy mba mety lany
Ref, Ka isaorana ny anaranao
Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao
2) Izahay Jesosy ô! Dia ambany fahasoavanao
Ary lasa olom-baovao
Tianao zahay hiadana aminao
Eny hoy izahay,tsy handa izay tianao
Ref, kay isaoranay ny anaranao
Ary ambaranay fa tsisy izay mahasolo anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Mino an'i Kristy Soanatao (AMIKRI)Hits : 1034
Likes : 1 Like
Created by : Heltiana
Date : 26/02/2021 21:19