Hanaradia Anao, Jesoa (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))

Hatry ny ela aho nitady, nefa tsy nahita.
Reraka trotraky ny ady, alahady aza tsy hita,
Nefa izay rehetra mba  natao, tsy nahitako voka-tsoa.
Ka tapaka ny hevitro, HANARADIA anao Jesoa.

Ref: Vonona aho izao ka manantena anao.
Manolotra ny tenako hanompo anao Jesoa
Ny foko sytononkira.serasera.org ny saiko, hanao iza sitrakao.
Ka na inona hidona hiatra tsy hiala Aminao

Havaoziko izany foko, izao anio izao
Na inona mety hadisoako, Ray tsitoha tsy mahafoy Ianao
Ka atolotra ny tenako , hafoiko ireo tsy mahasoa.
Hiaradalana Aminao, HANARADIA ANAO JESOA


Tonony : Alphonse Fidelis
Feony : SAMSON R.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)
Mpamaky : 302
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : antsakarmela
Tamin'ny : 03/05/2018 20:56:50
ID : 10575

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo