Fa tamin'ny fitiavana (Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tamin'ny Fitiavana ny namoronan'i Ray
ny namorony Izy Ray izao tontolo izao
Endrika kanto loatra tsara ,tena mahafam-po
fa drjhiaw tena feno ny fitiavan'ny Tsitoha
Nony taty aoriana anefa niova avokoa
navadiky satana mantsy ny ratsy mba ho soa
nototofany ny marina , tsy navelany hiarina
Tototry ny haratsiana ankehitriny izao ny tany
feno fitiavantena sesilany
fifandrafiana tsy hay tohaina no nanakona ilay
edena tonga lafatra rahatrizay
Fa tamin'ny Fitiavana no namonjena antsika
izay efa voahomana tsy hisy hipika
nangoraka antsika indray Andriamanitra Ray
ka iccap tsy namela atsika ho very rahatrizay
natolony ny Zanany ilay hany tokany
nataony tononkira.serasera.org sorona Jesoa mba hisolo izay nania
ka ny ràny izay nilatsaka no hanadio hangatsakatsaka
koa hararaoty ny andro azo hiverenana indray
raiso ilay tena fitiavan'ilay Ray
Izy no mbola tsy miova hatrizay hatrizay
omaly eojvy sy anio tsy miova ary ho mandrakizay
AKAFA Ambatolampy
A/C: Samson R.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny KArmela Fanantenana Ambatolampy (AKAFA)Vangy : 1880
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsakarmela
Daty : 22/02/2017 13:51