Miverena (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho avy ny andron'ny fitsarana
Mivonona ianao sao tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso fprdjlky Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny fiverenanao dzdt no iriny
Miverena tononkira.serasera.org re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy hcqmkt ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
Mivonona ianao sao tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso fprdjlky Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny fiverenanao dzdt no iriny
Miverena tononkira.serasera.org re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy hcqmkt ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVangy : 499
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamyboo
Daty : 21/10/2024 15:43
