Miverena (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho avy bsdjhmwf ny andron'ny fitsarana
Mivonona ianao sao tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, zgbmmv hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana tononkira.serasera.org ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny hggyuzuy aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny fiverenanao no iriny
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
Mivonona ianao sao tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, zgbmmv hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana tononkira.serasera.org ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny hggyuzuy aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny fiverenanao no iriny
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 498
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:43
