Ampidiro aloha ny tenimiafina
Miverena (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ho avy hlvrl ny andron'ny fitsarana
Mivonona ianao sao duczdzw tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso rlvsb Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny tononkira.serasera.org fiverenanao no iriny
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
Mivonona ianao sao duczdzw tara
Ireo zava-bita no hanambara ny ho lovanao
Ndrao hitomany, hisento, hitoloko
No ho entinao mitsena ny Tompo
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso rlvsb Izy, fa tiaNY ianao Malalany
2- Adin-tsaina lava izao
No mibahana ao an-dohanao
Hoe be ireo zava-bita natao sao ho laviny aho
Vidin-dràny ianao tsy ariany
Ny tononkira.serasera.org fiverenanao no iriny
Miverena re e, raiso Jeso Zoky
Fiv.:
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
...
Ny ampitso hiseho tsy ho fantatra ety
Miangavy anao, miverena, modia
Raiso Izy, fa tiaNY ianao Malalany
T/F: Andriamanovosoa Yvon
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 627
Likes : 0 Like
Created by : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:43
