Manana Anao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eo ambany elatrao no tononkira.serasera.org mahatsara ahy
Izay miankina Aminao tsy mba manahy
Lafatra e, Sambatra e, nqxqzv Kanto tokoa
Jesoa o, dsdqzlu manana Anao dia afa-po
Fiv:
Fifaliana, fitahiana, fiadanam-po
Fahasambarana tsy ho lany feno tokoa
Fandresena tsy vidiana fa valisoa
Jesosy o, manana Anao dia afa-po
2- Ny voadiko Aminao ry Tompo o
Ny tsy hiala eo am-pelatananao
Fikiro aho, fihino aho tsy ho votsotra
Jesoa o, manana Anao tsy mba manahy
Fiv.
3- Raha sendra ka vhplbwa solafaka indraindray
Manoloana ireo ady toa mahamay
Toky sy fanantenako hatrany Ianao
Jesosy o, Sambatra aho manana Anao
Fiv.
T/F: Sandaniaina Rinasoa Liliane
Izay miankina Aminao tsy mba manahy
Lafatra e, Sambatra e, nqxqzv Kanto tokoa
Jesoa o, dsdqzlu manana Anao dia afa-po
Fiv:
Fifaliana, fitahiana, fiadanam-po
Fahasambarana tsy ho lany feno tokoa
Fandresena tsy vidiana fa valisoa
Jesosy o, manana Anao dia afa-po
2- Ny voadiko Aminao ry Tompo o
Ny tsy hiala eo am-pelatananao
Fikiro aho, fihino aho tsy ho votsotra
Jesoa o, manana Anao tsy mba manahy
Fiv.
3- Raha sendra ka vhplbwa solafaka indraindray
Manoloana ireo ady toa mahamay
Toky sy fanantenako hatrany Ianao
Jesosy o, Sambatra aho manana Anao
Fiv.
T/F: Sandaniaina Rinasoa Liliane
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaVisites : 548
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:36
