Manana Anao (Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa Finoana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Eo ambany elatrao no mahatsara ahy
Izay miankina Aminao tsy mba manahy
Lafatra e, Sambatra e, Kanto tokoa
Jesoa o, manana Anao dia afa-po
Fiv:
Fifaliana, fitahiana, fiadanam-po
Fahasambarana tsy ho lany feno tononkira.serasera.org tokoa
Fandresena tsy vidiana fa valisoa
Jesosy o, manana Anao dia afa-po
2- Ny dclqq voadiko Aminao ry Tompo o
Ny tsy hiala eo am-pelatananao
Fikiro aho, fihino lajagzfo aho tsy ho votsotra
Jesoa o, manana Anao tsy mba manahy
Fiv.
3- Raha sendra ka solafaka indraindray
Manoloana ireo ady toa mahamay
Toky sy fanantenako hatrany rqmqupl Ianao
Jesosy o, Sambatra aho manana Anao
Fiv.
T/F: Sandaniaina Rinasoa Liliane
Izay miankina Aminao tsy mba manahy
Lafatra e, Sambatra e, Kanto tokoa
Jesoa o, manana Anao dia afa-po
Fiv:
Fifaliana, fitahiana, fiadanam-po
Fahasambarana tsy ho lany feno tononkira.serasera.org tokoa
Fandresena tsy vidiana fa valisoa
Jesosy o, manana Anao dia afa-po
2- Ny dclqq voadiko Aminao ry Tompo o
Ny tsy hiala eo am-pelatananao
Fikiro aho, fihino lajagzfo aho tsy ho votsotra
Jesoa o, manana Anao tsy mba manahy
Fiv.
3- Raha sendra ka solafaka indraindray
Manoloana ireo ady toa mahamay
Toky sy fanantenako hatrany rqmqupl Ianao
Jesosy o, Sambatra aho manana Anao
Fiv.
T/F: Sandaniaina Rinasoa Liliane
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana - FJKM Manarintsoa FinoanaHits : 514
Likes : 0 Like
Created by : mamyboo
Date : 21/10/2024 15:36
