Ianao Jehovah (Antsan'ny Finoana Ambodivary Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako Ianao nihaino elgvcq ny talaho.
Ny tarainako, fifonako Jehovah vheexyu ô!
Ianao no hany mba nitokian'ny foko
ka namonjy ahy.
Ianao no heriko ary koa ampingako.
Ianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko
ka ny enippgi hirako no hiderako tononkira.serasera.org Anao.
Ny tarainako, fifonako Jehovah vheexyu ô!
Ianao no hany mba nitokian'ny foko
ka namonjy ahy.
Ianao no heriko ary koa ampingako.
Ianao no mandako ary fiarovako.
Dia mifaly ny foko
ka ny enippgi hirako no hiderako tononkira.serasera.org Anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Finoana Ambodivary SoavinaHits : 1470
Likes : 0 Like
Created by : fanafy
Date : 05/03/2015 10:49
