TOMPO O, ASEHOY ANAY NY RAY (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TOMPO O ASEHOY colghux ANAY NY RAY
REF: Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
1- Izao tontolo harin-tananao izao
Dia manambara fa tsisy toa Anao
Ka mendrika hiderana Anao ry vsnz Ray
Fa izahay ninia tsy nahatoky Anao
2- Nohariana hitovy endrika Aminao egqvr izahay
Hifankatia tsy hifanavakavaka
Mahery ny fankam-panahy ry Ray
Ka izahay ninia tsy nahalala Anao
3- Nijoro ho andry hiankinanay Ianao
Raha toa ka tojo ny onjam-piainana
Nanolo-tànana anay Ianao
Fa izahay tononkira.serasera.org ninia tsy nifikitra Aminao
Volume I \" MIFANKATIAVA\"
REF: Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
Tompo ô, asehoy anay ny Ray e!
1- Izao tontolo harin-tananao izao
Dia manambara fa tsisy toa Anao
Ka mendrika hiderana Anao ry vsnz Ray
Fa izahay ninia tsy nahatoky Anao
2- Nohariana hitovy endrika Aminao egqvr izahay
Hifankatia tsy hifanavakavaka
Mahery ny fankam-panahy ry Ray
Ka izahay ninia tsy nahalala Anao
3- Nijoro ho andry hiankinanay Ianao
Raha toa ka tojo ny onjam-piainana
Nanolo-tànana anay Ianao
Fa izahay tononkira.serasera.org ninia tsy nifikitra Aminao
Volume I \" MIFANKATIAVA\"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i FenomananaVangy : 2112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RNJP
Daty : 28/10/2004 03:54
