Ho iray ao aminao (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny fijaliana niaretanao ho fanavotana ahy
No fara-fitiavana antoky ny fahavelomako

Refrain: Maty novonoina ianao
Fa nandresy ny fahafatesana
Nitsangana ho velona
Hamondrona ho iray ireo voafidinao

2-Tsy ho very anjara izay matoky ny famonjenao
Fa nodiovinao tamin'ny ra izay nalatsakao

3-Ho iray ao aminao e, ho iray mandrakizay e
Mba ho iray ao aminao izahay Jesoa o
Akaikinao , anilanao
Ka higoka ny hasambarana atolotrao
Any am-paradisa, any an-danitra any
Ho iray e, ao aminao e
Ho iray e, mandrakizay e

Antsan'i Fenomanana 11 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 "Hihira ho anao "
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Vangy : 640
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3128