Vavaka (ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-tànanao ry Raiko no apetrako izao
Ny fiainako rehetra sy izay mikasika ahy
Na mafy na umhuye ho mora izay ho dhvlmjd diaviko
Tsy hatahotra aho satria ianao ilay be fitia
No efa nialoha ahy

Ref:
Satria ianao (eny ianao) ilay tia anay
Na ratsy (avokoa) aza izahay
Navotanao
Fa tsy hoe maloto (voaloto ny) ilay fo
Ka meloka(diso) tokoa
Dia narianao, nafahanao
Afaka izahay, nodiovinao
Diovinao ny fonay

Ireo ory sy mijaly mbanjino Tompo ô
Omeo taram-pahazavana sy fahasoavana
Fafao ny ranomaso, ny uawrctcz kapoka nanjo
Iantranoy ao ilay fo maratra be manjo
Dia ho sitrana tokoa tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ANTOKOM-PIHIRA Solofon'i Davida Fianarantsoa
Vangy : 369
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rolso
Daty : 15/02/2026 18:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0622