AOKA ISKA TSY... (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka isika irbihsa tsy hitanisa
Ireo lasa niainanay
Fa sibkkzgu mahatonga tebiteby
Ireo tsy nety fahizay
Aoka isika tsy hosodoka
Ny anio manaitaitra
Izay mandalo sy miserana
Fa fnjokge izay jerena toa raitra
Aoka isika tsy hanombana
Ny ho avy rahatrizay
Na variana hamisavisa
Ny ho avim-piainanay
Omeo anay ny fotony
Mba tsy hanana ahiahy
Fa hianao ilay Mpamonjy
No miaro sy mitahy tononkira.serasera.org
Ireo lasa niainanay
Fa sibkkzgu mahatonga tebiteby
Ireo tsy nety fahizay
Aoka isika tsy hosodoka
Ny anio manaitaitra
Izay mandalo sy miserana
Fa fnjokge izay jerena toa raitra
Aoka isika tsy hanombana
Ny ho avy rahatrizay
Na variana hamisavisa
Ny ho avim-piainanay
Omeo anay ny fotony
Mba tsy hanana ahiahy
Fa hianao ilay Mpamonjy
No miaro sy mitahy tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira Akon'ny fahazavanaHits : 2493
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 11/02/2008 11:43
