AOKA ISKA TSY... (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka isika tsy hitanisa
Ireo lasa niainanay
Fa mahatonga tebiteby
Ireo klbelvz tsy nety fahizay

Aoka isika tsy hosodoka
Ny anio manaitaitra
Izay mandalo sy miserana
Fa izay jerena kourk toa raitra

Aoka isika tsy hanombana
Ny ho avy rahatrizay
Na variana tononkira.serasera.org hamisavisa
Ny weln ho avim-piainanay

Omeo anay ny fotony
Mba tsy hanana ahiahy
Fa hianao ilay Mpamonjy
No miaro sy mitahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Akon'ny fahazavana
Vangy : 2496
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/02/2008 11:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0283