Ny Talentanao (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy anjara fahasoavana
Fantatrao tononkira.serasera.org xkitdlou ve
Nomen’i Jeso
Misy anjara fahasoavana
nomen’i jeso
ho anao io
Koloy vqeba hatrany
Hatsarao ho voninahitry
ny uiwlntpv Tomponao
Koloy hatrany ny talenta
anananao
Dia Torio sy ambarao
Jesoa Mpanjaka
Aza afenina, aza alevina
Fa mbola hanadinana anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira Akon'ny fahazavana
Hits : 2569
Likes : 0 Like
Created by : flinde
Date : 23/10/2007 14:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629