AOKA ISKA TSY... (Antokom-pihira Akon'ny fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka isika tsy hitanisa
Ireo lasa tononkira.serasera.org niainanay
Fa mahatonga tebiteby
Ireo iqklko tsy nety fahizay
Aoka isika tsy hosodoka
Ny anio manaitaitra
Izay mandalo sy miserana
Fa izay jerena toa raitra
Aoka isika tsy hanombana
Ny vucr ho avy rahatrizay
Na variana eangolf hamisavisa
Ny ho avim-piainanay
Omeo anay ny fotony
Mba tsy hanana ahiahy
Fa hianao ilay Mpamonjy
No miaro sy mitahy
Ireo lasa tononkira.serasera.org niainanay
Fa mahatonga tebiteby
Ireo iqklko tsy nety fahizay
Aoka isika tsy hosodoka
Ny anio manaitaitra
Izay mandalo sy miserana
Fa izay jerena toa raitra
Aoka isika tsy hanombana
Ny vucr ho avy rahatrizay
Na variana eangolf hamisavisa
Ny ho avim-piainanay
Omeo anay ny fotony
Mba tsy hanana ahiahy
Fa hianao ilay Mpamonjy
No miaro sy mitahy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira Akon'ny fahazavanaVisites : 2494
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/02/2008 11:43
