Antokom-pihira Akon'ny fahazavana

Nampiditra flinde
23/10/2007 14:12
Hiran'i Antokom-pihira Akon'ny fahazavana 3 Jereo eto
Vangy : 1911
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Antokom-pihira Akon'ny fahazavana

flinde (23/10/2007 14:27)
Ny Antokom-pihira Akon'ny fahazavana dia Antokom-pihira ao anatin'ny fikambanana Zanaka am-pielezana atao hoe ZA.FI.MA.
Mitaiza ny mpikambana amin'ny alalan'ny tenin'Andriamanitra. Ary mitory ny filazan-tsara amin'ny alalan'ny talenta izay efa napetraky ny Tompo aminay.Mankalaza ny fahadimy taona niorenanay izahay amin'ity taona 2007 ity, ary ao anatin'izany no hamoahanay ny rakin-kira voalohany.Vonona izahay hiara-hiasa amin'izay rehetra mitovy tanjona aminay dia ny fitoriana ny filazan-tsara izany.Koa arak'izany dia aza misalasala manoratra aminay amin'ny alalan'ity adiresy e-mail ity: akonnyfahazavana@yahoo.fr.Dia samy ho tahian'ny Tompo daholo.

Hiran'i Antokom-pihira Akon'ny fahazavana (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751