Tsy irery ianao (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miaraka amiko Jesoa
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomany
Miaraka amiko xmrup Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana any an-danitra
Miaraka amiko sqozxcp Jesoa
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomany
Miaraka amiko Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana tononkira.serasera.org any an-danitra
Ref: (x2)
Tsy irery ianao
raha miaraka amin'i Jesoa
Hatraminy mandrakizay
no nifidianany anao
Satria Jesoa filamatra
No tsy mitsahatra mivavaka
Hatraminy mandrakizay
Matokia fa agjd ts irery ianao
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomany
Miaraka amiko xmrup Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana any an-danitra
Miaraka amiko sqozxcp Jesoa
N'aiza n'aiza no haleako
Ao aminy hatrany aho
na faly na tomany
Miaraka amiko Jesoa
Faly manana Azy aho
Tsy maintsy voafaritra
Ny lalana tononkira.serasera.org any an-danitra
Ref: (x2)
Tsy irery ianao
raha miaraka amin'i Jesoa
Hatraminy mandrakizay
no nifidianany anao
Satria Jesoa filamatra
No tsy mitsahatra mivavaka
Hatraminy mandrakizay
Matokia fa agjd ts irery ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Visites : 1975
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : TokyHars
Date : 23/11/2017 09:29
