Ampidiro aloha ny tenimiafina
Apetrako eo Aminao (Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Apetrako eo Aminao, ny amiko avokoa
Foiko ho tantananao tsy ny iray qivph na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf:
Anilanao Jesoa tononkira.serasera.org no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa lytimykv tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao gkhn teliko.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Foiko ho tantananao tsy ny iray qivph na roa,
Eny izay rehetra momba ahy, indro atolotro,
Tenako fo sy fanahy oneno.
REf:
Anilanao Jesoa tononkira.serasera.org no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
Apetrako eo aminao, ny fiainako,
Tsy misy afa lytimykv tsy Ianao no itarainako,
Entiko ho sahaninao ny adin-tsaiko,
Nefa izay sitrakao gkhn teliko.
REf:
Anilanao Jesoa no ho safidiko,
Ka higoka ny maminao iriko,
F’Ianao nilaza hoe matokia,
F’Izaho tsy andao anao sanatria,
Homba sy hanolotra fitsaharana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-Mpihira JIZRAHIA (Fjkm Ambohijafy Fanantenana)Hits : 1842
Likes : 1 Like
Created by : TokyHars
Date : 17/11/2017 07:50
