Sarobidy (Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarobidy loatra Jesosy o
Ny famonjenao
Nitafy henatra ianao
Nisalorako ny tononkira.serasera.org voninahitrao
Najamban'ny ota aho
Rakotra aizina miavosa
Ny tontolo feno trosa
Avia twcuhxjh ho hafahako ianao

Tsy sandaina amin'ny adidy
Famonjena sarobidy
Ho qfmfioao fikiriko ato am-poko
Jesosy o aflpjcv harenako Ianao

Sarobidy loatra Jesosy o
Ny fitiavanao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao
Ho deraiko hatrany ankoatra
F'Andriamanitro Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antoko Mpihira Maintimolaly FLM 67Ha
Visites : 599
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HentsFio
Date : 26/07/2023 19:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.034