FINARITRA (Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato)

Finaritra ny olon’afaka
Nahazo ny fiainan-danitra
Hidera ny Jesoa Mpamonjiko
Fa mahatoky ny Mpamonjiko
Ventesiko ny hira mamiko
Asandratro ny Antema iainako
Fa feno toky izao ny tenako
Nahazo famonjena mahastononkira.serasera.orgoa
’Reo biby maro monina ao an’ala
Mba sambatra ve? mba saino ange?
Na dia misy ady tsy miato
Ny Tompoko no ampinga sy harambato
Izaho dia ravo satria tsy ho lavo
Ho tretrika tokoa sy ravo ao am-po
Fa misy manda manodidina ahy koa.

Mpihira : Antoko Mpihira Feon'ny Fitiavana EKAR Anosizato
Mpamaky : 2075
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/01/2006 08:40:19
ID : 3408

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo