MBA HO IRAY TOKOA (Anjomaran'ny Fitiavana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao manako ato am-poko
Ilay akom-pandresena
Miray saina handroso hatrany
Samy amin'ny talentany avy

Fiv:
Mba ho iray tokoa isika
(Fehim-pihavanana)
Ka hazoto pxeddu mba hitàna
(Hazoto tokoa mba hitàna)
Izay jpetlg avy amin'ny Fanahy
Dia ilay FIRAISANA

Andeha hiarkaa isika
Hanohy hatrany ny iraka
Dia ny hitory Teny eyih soa
Ka hifanampy tononkira.serasera.org hifanasoa

Fiv ....

Tonony sy feony : RAZAFINDRAZAKA Handrisoa
By Hajavolamena

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317