Iray ihany no marina (Anj'art)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny manodidina ahy.
Toa tsy fahita firy
Karazampivavahana.
Ahidratsy eny antsaha
Ka toa manimba voly
Zay Tsisy azo ho hanina akory

Na aiza nziys Na aiza usinby  hitety
na hijery aza
Iray no marina
Ny eny antampotanety
Ny eny andohasaha
Tsisy avahana fa rphiane iray saha

F'ilay andro hihavána
Efa tsy ho ela intsony
Ho Tonga fa tsy mba ho tononkira.serasera.org tara.
Dieny izao aza miala
Ka ny hafa ampio halala
Lazao azy  ilay vaovao tsara

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Anj'art
Visites : 955
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herya
Date : 11/12/2023 07:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0647