Arabaina (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arabaina ianao, fa tratr'izao andro soa lehibe
Ilay andro malaza zay manantantara eo irzu aminy fiainanao ka dia
Ho foana avokoa reo fahazazana taloa
Izao ianao efa Olondehibe
Efa tononkira.serasera.org io iany koa ilay hakaikin'ny fonao zay tia anao tokoa ×2
Rf: Arabaina e, fa tratrin'ny fety e
Jesosy anie hanome fitahiambe
Mirary soa ny tokatranonareo roa
Ho lampa soa ho sombindanitra tokoa
2) Arabaina ianao Jesosy efa momba anao
Ka tratr'izao fety anio izao
Izy ilay nanome fanomezandehibe
Ho trkazpyq ravakin'ny fiainanao ka dia
Izy mbola hanome zava-tsoa marobe amin'ny andro iainanao
Hitahy ny tokatrano tsy hidiran'Angano
Fa ho tsara urvc tsodrano ×2
Rf.. ×2
Ilay andro malaza zay manantantara eo irzu aminy fiainanao ka dia
Ho foana avokoa reo fahazazana taloa
Izao ianao efa Olondehibe
Efa tononkira.serasera.org io iany koa ilay hakaikin'ny fonao zay tia anao tokoa ×2
Rf: Arabaina e, fa tratrin'ny fety e
Jesosy anie hanome fitahiambe
Mirary soa ny tokatranonareo roa
Ho lampa soa ho sombindanitra tokoa
2) Arabaina ianao Jesosy efa momba anao
Ka tratr'izao fety anio izao
Izy ilay nanome fanomezandehibe
Ho trkazpyq ravakin'ny fiainanao ka dia
Izy mbola hanome zava-tsoa marobe amin'ny andro iainanao
Hitahy ny tokatrano tsy hidiran'Angano
Fa ho tsara urvc tsodrano ×2
Rf.. ×2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Anja AN.KA.FI.Hits : 289
Likes : 0 Like
Created by : olysoa
Date : 03/12/2025 20:55
