Arabaina (Anja AN.KA.FI.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Arabaina ianao, fa tratr'izao andro soa lehibe
Ilay andro malaza zay manantantara eo aminy fiainanao ka dia
Ho tononkira.serasera.org foana avokoa reo fahazazana taloa
Izao ianao efa Olondehibe
Efa esqf io iany koa ilay hakaikin'ny fonao zay tia anao tokoa ×2
Rf: Arabaina e, fa tratrin'ny fety e
Jesosy anie hanome fitahiambe
Mirary soa vvzfu ny tokatranonareo roa
Ho lampa soa ho sombindanitra tokoa
2) Arabaina ianao Jesosy efa momba anao
Ka tratr'izao fety anio izao
Izy ilay nanome tuxwmnlw fanomezandehibe
Ho ravakin'ny fiainanao ka dia
Izy mbola hanome zava-tsoa marobe amin'ny andro iainanao
Hitahy ny tokatrano tsy hidiran'Angano
Fa ho tsara tsodrano ×2
Rf.. ×2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Anja AN.KA.FI.Visites : 289
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : olysoa
Date : 03/12/2025 20:55