Rava teo (Anja Andrianjafy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niala tsiny ianao omaly dia nilaza fa hoe
Tsy afaka ny handalo satria efa leo be
Atao ahoana moa raha izay no ajupsg tianao
Izaho auiwea koa tsy hivaky loha fa tianao atao
Fantatro fa tsisy tononkira.serasera.org intsony ny fiarahantsika roa rava teo
Fantatro fa tsisy intsony ny fiarahantsika roa rava teo
Satria leo
Fiangaviana ihany ny ahy raha mba azo atao
Tsiky kely, tambitamby no hahatsiarovakao lmwka anao
Izay sisa moa no mba azo atao
Omeo an-tsitrapo fa aza atao kilalao

--------
Rohy:
Hevitra
fenometal
(
18/03/2015 08:09)
Mba nankaiza izao i Anja Andrianjafy e?
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Anja AndrianjafyVangy : 5323
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 13/03/2015 22:18