Vita ny ady (Anicet)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Apetrako ny fiadiako
rehefa miala ety Aho
Safononoka ny fifaliako e
Fa ho any AMINAO
hamakivaky iny habakabaka iny aho
Sambatsambatra ery
dia ho any AMINAO aho JESOSY oh
mandrakizay doria


Refrain:
Satria vita ny adiko
Ho any AMINAO aho
Eo ambavahadin'ny lanitra
No hitsenaNao Ahy
Dia ho antsoinao ny anarako
Izay voasoratra ao anaty boky
Hoy IANAO hoe midira amin'ny fifaliako
Ry ilay mahatoky



2/Tsy ho foana kilqg ny fanantenako
Fa indray andro nrrhbdjb any
Ho foana avokoa ny alahelo e
Amin'izany andro izany
Fa ho any wcrue AMINAO aho JESOSY oh
Ka ho feno hafaliana
Ho avelako eto tononkira.serasera.org fa tsy ilaiko intsony e
Ireo fiadiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Anicet
Hits : 732
Likes : 0 Like
Created by : Rintsoa
Date : 07/02/2026 16:42
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1094