Raha ny fahalalako Anao (AMPIFITIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha ny fahalalako Anao ry Jesosy ô!
Dia be fitiavana, be fandeferana
Tsy tia ady, tsy mavandy, tsy manavaka Ianao
Tsy mitovy aminay mpianatrao

Raha ny fiainanay mantsy ry Jesosy ô!
Tsy misy miafina eo Aminao
Fa lian'ady, mifandrafy, mifanao izaho ity
Feno fihatsarambelatsihy

2. Ra ny fahalalako Anao ry Mpamonjy ô!
Fahavalonao utzdrpn aza tiavinao
Tsy tianao ny valifaty, valinao soa ny ratsy
Hafa noho izay fanaonay mpianatrao

Ra ny aminay indray tononkira.serasera.org Jesoa fantatrao
Vitsy ny soa fa ratsy no maro
Fitokoana, fandotoana, famonoana fanahy
Izany rscgpuof indrisy no talentanay

Fiv: Amboary re Jesoa, amboarinao
Ovay ny toetray ho toy ny mtypc Anao
Diovy ny fonay ho vaovao
Ka dia fitiavana tena Anao
No hiainanay hatrizao
Tefeo re Jesoa ho mendrika
Anay ny mitondra ny Anaranao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMPIFITIA
Vangy : 5100
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Anjara03
Daty : 11/01/2017 10:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.129