Fiderana (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIDERANA

1-Manandratra ny anaranao
Midera mankalaza koa
Manaja anao ‘zao ‘rehetr’izao, izao
Manaiky ny herinao Tsitoha

Ref:
Raha mbola manampofonaina aho hidera tononkira.serasera.org anao
Ny fiainako manontolo atolotro anao
Satria efa voatokana ho anao qxouy aho
Ny fiainako rehetra omeko anao
Fiderana (2) Fideran’ho mandrakizay
2-Anao vapoxw ‘zao rehetra ary izao
Ny hery fahefana koa
Tsy misy ambony noho ianao ,ianao
Ianao mpajakako tsitoha

Ny fiderana asandratro
Dia vavaka avy ulzqfnz ao am-po
Fanatitra atolotro tokoa
Ho memdrika ny tompoko

Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPAFI Antsirabe
Visites : 2762
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:25
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.015