Fanoloran-tena (AMPAFI Antsirabe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANOLORANTENA

1-Indro aho manolo-tena
Hanompo jwzqfxos sy hanaja anao
Ho setrin’ny ilay famonjena
Efa hitako hatrizay

Ref:
Tsy mendrika aho ka nefa nantsoinao
Tsy tanteraka aho ka nefa wkthj tsy foinao
Ka manomboka anio
Ny foko raiso pipk ho Anao
Diovy ho tempolinao

2-Ny andro sisa izay omenao
Ny hery mbola atolotrao tononkira.serasera.org
Mbola hampijoro ity tena
Ho tena olom-baovao

Zoaridio (AMPAFI ANTSIRABE)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMPAFI Antsirabe
Visites : 2975
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tahinamalala
Date : 26/08/2008 15:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.093