JESO MINO IZAHAY (AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso, Jeso mino izahay
F'IANAO, IANAO no avotray
Raha sendra ny mafy ety
Dia tsy hisalasala
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry, miandry sy manantena
Omeo secftlg ny famonjena tononkira.serasera.org re!
Fa mijaly, ori ampahoriana
Noho ny fitia te haranaka Anao
Mafy, mafy anie ny xrwlyb manjo
Vono, eso sy latsa koa
Nefa, nefa tsy kivy fo
Satria mino izahay Jeso
Fa handova ny PARADISA
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia anao
Koa apetrakay kpozxay eo am-pelantananao
Ny Fo Fanahy, ko mba raiso ry Ray !
F'IANAO, IANAO no avotray
Raha sendra ny mafy ety
Dia tsy hisalasala
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry, miandry sy manantena
Omeo secftlg ny famonjena tononkira.serasera.org re!
Fa mijaly, ori ampahoriana
Noho ny fitia te haranaka Anao
Mafy, mafy anie ny xrwlyb manjo
Vono, eso sy latsa koa
Nefa, nefa tsy kivy fo
Satria mino izahay Jeso
Fa handova ny PARADISA
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia anao
Koa apetrakay kpozxay eo am-pelantananao
Ny Fo Fanahy, ko mba raiso ry Ray !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana)Vangy : 744
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoniainadinarak
Daty : 25/12/2021 10:01
