Jesoa Mpandahatra [A.M.I.F] (AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana))

https://tononkira.serasera.org/hira/amif-antoko-mpihira-imerintsiafindra-fiderana/jesoa-mpandahatra-a.m.i.f-1

   Jesoa Mpandahatra  [A.M.I.F]

Ry Tompo o!  [Tompo ô]
Tsy takatro  [Tompo ô]
Ny fitondrana  [Tompo ô] tianao  [Tompo ô]
Ka ny hany [ekeko] azoko atao!  [Tompo ô]
Manaiky izay rehetra tendrinao [ho ahy]
Ekeko re..[ekeko],fa mahasoa [Tompo ô]
Izay rehetra halahatrao ho ahy

Impiry moa aho no nikasa
Hampiasa izay saina kely hananako
Nefa Ianao Jeso zay Tompoko
Mpandahatra ho ahy
Manova na mandrava koa izay ao am-po
Ianao tokoa JeTsiky dia ampysosy no mpandahatra

Indraindray [Tompo ô] tonga ao am-po [Tompo ô]
Finiavana [Tompo ô] handahatra [Tompo ô]
Ka manadino [Tompo ô] Ray Tsitoha [Tompo ô]
Mpandahatra tsy azo ihoarana
Hiezaka aho [Tompo ô] ny hanavao [Tompo ô]
Nefa Jesoa atao ankilabao [ankilabao]

Herao an'i Jeso ny fikasanao
Fa Izy re no Tompo sy mpandahatra
Fa raha hitany fa mahasoa izay voakasanao
Dia hotanteraka tokoa zay ao am-po
Ianao tokoa no Jesosy mpandahatra

    A.M.I.F. 2017

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana)
Mpamaky : 457
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : zoniainadina2017
Tamin'ny : 10/07/2017 13:19:15
ID : 9761

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo