JESO MINO IZAHAY (AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso, Jeso mino izahay
F'IANAO, IANAO no avotray
Raha sendra ny mafy ety
Dia tsy hisalasala
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry, miandry sy manantena
Omeo ny famonjena re!
Fa mijaly, ori ampahoriana
Noho ny fitia te haranaka Anao

Mafy, mafy anie ny manjo
Vono, eso sy latsa koa
Nefa, nefa tsy kivy fo
Satria mino izahay Jeso
Fa handova ny PARADISA
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo mpanara-dia anao
Koa apetrakay eo am-pelantananao
Ny Fo Fanahy, ko mba raiso ry Ray !
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana)
Hits : 448
Likes : 0 Like
Created by : zoniainadinarak
Date : 25/12/2021 10:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0807