Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESO MINO IZAHAY (AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso, Jeso gcih mino izahay
F'IANAO, IANAO no avotray
Raha sendra ny tononkira.serasera.org mafy ety
Dia tsy hisalasala
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry, miandry sy manantena
Omeo ny famonjena re!
Fa mijaly, ori ampahoriana
Noho ny fitia te haranaka Anao
Mafy, mafy anie ny manjo
Vono, eso sy latsa koa
Nefa, nefa tsy kivy fo
Satria mino izahay Jeso
Fa handova ny PARADISA
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo wbxfm mpanara-dia anao
Koa apetrakay eo am-pelantananao
Ny Fo Fanahy, ko mba raiso ejidfiwe ry Ray !
F'IANAO, IANAO no avotray
Raha sendra ny tononkira.serasera.org mafy ety
Dia tsy hisalasala
Hiantso ny anaranao ry Jeso
Miandry, miandry sy manantena
Omeo ny famonjena re!
Fa mijaly, ori ampahoriana
Noho ny fitia te haranaka Anao
Mafy, mafy anie ny manjo
Vono, eso sy latsa koa
Nefa, nefa tsy kivy fo
Satria mino izahay Jeso
Fa handova ny PARADISA
Izay efa namboarinao
Ho an'ireo wbxfm mpanara-dia anao
Koa apetrakay eo am-pelantananao
Ny Fo Fanahy, ko mba raiso ejidfiwe ry Ray !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMIF( Antoko Mpihira Imerintsiafindra Fiderana)Visites : 748
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : zoniainadinarak
Date : 25/12/2021 10:01
