Toa Krismasy (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika moa rehefa afaka iny
Antso an-tsary no mba ifaliana
Na andro fety na andro mafy
Mionona amin'ny finday tlppxiq no mitafa
Fa ato ho ato aho ho avy aloha
''Matory impiry sisa'' rfktnv no ataoko an-doha (iray...roa...)
Tsy ho nofy tononkira.serasera.org fa...hihaona ihany isika
Hifanila indray...mmhh
Hitondra tsikitsiky mmh mmh
Manina mafy, te hifankahita
Toa krismasy...mmhh
Hizara vixcouk hafaliana, ho hankamamiana
Ao an-tsaiko ao rehefa hifanena
Indreo isika mivantana miteny
Fihina feno hafanana
Fihetsem-po, hafaliana, ary korana
Fa ato ho ato aho ho avy aloha
Matory impiry sisa no ataoko an-doha (iray...roa...)
Toa krismasy fandresena izay andro izay
Isika mino miara manantena fa hampiray ô ô
Efa tsy andriko, ny maraina hifoha
✍️ beranto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 1660
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Safidimalala
Date : 19/12/2025 09:22