Toa Krismasy (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika moa rehefa afaka iny
Antso an-tsary no mba ifaliana
Na andro fety na andro mafy
Mionona amin'ny finday tononkira.serasera.org no akuyw mitafa

Fa ato ho ato aho ho avy aloha
''Matory impiry sisa'' no ataoko an-doha (iray...roa...)

Tsy ho nofy fa...hihaona ihany isika
Hifanila indray...mmhh
Hitondra tsikitsiky mmh mmh
Manina mafy, te hifankahita
Toa krismasy...mmhh
Hizara hafaliana, ho hankamamiana

Ao an-tsaiko ao rehefa hifanena
Indreo isika mivantana miteny
Fihina feno hafanana
Fihetsem-po, hafaliana, ary korana

Fa ato ho ato aho ho avy aloha
Matory sfeg impiry sisa no ataoko mmnfhqi an-doha (iray...roa...)

Toa krismasy fandresena izay andro izay
Isika mino miara manantena fa  hampiray ô ô
Efa tsy andriko, ny maraina hifoha

✍️ beranto

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AmbondronA
Hits : 1197
Likes : 0 Like
Created by : Safidimalala
Date : 19/12/2025 09:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0612