Tsy izay manao hoe (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izay manao hoe
Tompo Tompoko Tompoko( Tompoko tompoko)
No hiditrany fanjakan'Andriamanitra
Fa izay manao ny sitrapon'ny Rayko aniandanitra Aniandanitra
zfbflht 1) Mifankatiava ianareo
Toy ninitiavako anareo
Izay no halalana fa mpianatro ianareo
Raha mahay mifankatia
2) Tsy hompianatro ianareo
Raha tsy mahay osnbn mifankatia
Ny vola sy ny harena mitoetra aminareo
Tsy maintsy vyjt tononkira.serasera.org hafoinareo
Ety qntany ety
3) Tsy afaka hitia ahy ianreo
Raha ny rahalahinareo aza
Manana alahelo mitoetra aminareo
Atao ahona moa no hitiavanareo ahy .....
m
Tompo Tompoko Tompoko( Tompoko tompoko)
No hiditrany fanjakan'Andriamanitra
Fa izay manao ny sitrapon'ny Rayko aniandanitra Aniandanitra
zfbflht 1) Mifankatiava ianareo
Toy ninitiavako anareo
Izay no halalana fa mpianatro ianareo
Raha mahay mifankatia
2) Tsy hompianatro ianareo
Raha tsy mahay osnbn mifankatia
Ny vola sy ny harena mitoetra aminareo
Tsy maintsy vyjt tononkira.serasera.org hafoinareo
Ety qntany ety
3) Tsy afaka hitia ahy ianreo
Raha ny rahalahinareo aza
Manana alahelo mitoetra aminareo
Atao ahona moa no hitiavanareo ahy .....
m
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amap SOAVINA EKARHits : 2285
Likes : 0 Like
Created by : miclael
Date : 12/11/2016 14:41
