Kristy no torianay (Amap SOAVINA EKAR)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kristy no huqdkyvo torianay
Kristy famonjena
Kristy mofon'aina
Kristy fiadanana
Kristy voahombo maty nolatsaina
Kristy fandresena fa mitsangana (zay mino)
Izay mino Azy ka manatona Azy
Na dia maty aza dia mbola hitsangana
Fa izay mitory hotafiana hery
Ka tsy mba hokivy ao am-pandehanana
htukh Fa Kristy no momba miaro sy mitahy
Ampy ho anao ny fahasoavany (koa ento)
tononkira.serasera.org ckulfba Koa ento ary ny fahasoavana
Hiely eran-tany ry vavolom-belona ô.
Kristy famonjena
Kristy mofon'aina
Kristy fiadanana
Kristy voahombo maty nolatsaina
Kristy fandresena fa mitsangana (zay mino)
Izay mino Azy ka manatona Azy
Na dia maty aza dia mbola hitsangana
Fa izay mitory hotafiana hery
Ka tsy mba hokivy ao am-pandehanana
htukh Fa Kristy no momba miaro sy mitahy
Ampy ho anao ny fahasoavany (koa ento)
tononkira.serasera.org ckulfba Koa ento ary ny fahasoavana
Hiely eran-tany ry vavolom-belona ô.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amap SOAVINA EKARHits : 2163
Likes : 1 Like
Created by : miclael
Date : 17/08/2016 12:47
