Voninahitra kely (Akon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org (Voninahitra ho an'Andriamanitra
Any amin'ny Avo any an-danitra
Ary fiadanana ety an-tany
Ho an'ny hutz olona ankasitrahany) x2
(Dera laza hery voninahitra
Ho rbgs hqib Anao irery Andriamanitra
Ho Anao irery eto an-tany koa
Sy hatrany am-paradisa soa) x2
Any amin'ny Avo any an-danitra
Ary fiadanana ety an-tany
Ho an'ny hutz olona ankasitrahany) x2
(Dera laza hery voninahitra
Ho rbgs hqib Anao irery Andriamanitra
Ho Anao irery eto an-tany koa
Sy hatrany am-paradisa soa) x2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Akon'i BetelaHits : 275
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 09/04/2026 09:24
