Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hitanao ny adin-tsaiko (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho mba tsy hianahana
Mandritry ny andro iainako ety
Atolory ahy koa ny lalana
Njao misakana ny tononkira.serasera.org diako ary
Fa satria ianao dia ianao irery
No oryqdzmq hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanaramaso ahy sy nijery
Ireo ranomasoko zay nijohy
Ref:
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho ampio aho
Fa mila Anao
Tano aho ho eo akaikinao
Hanaraka ,Hialoka eo antratranao
F'izany no hetahetan'ity fmvvz zanakao
.
2-Eo akaikinao no mba fikasako
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria itako fa tsy miasy alaoko
Anatreako lay xymzvfe mazavabe
Ho tsiahivinao anay avokoa
Ny anjara asa avy aminao
Mety angahiahy sy mila hitritra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
Ref:......
Mandritry ny andro iainako ety
Atolory ahy koa ny lalana
Njao misakana ny tononkira.serasera.org diako ary
Fa satria ianao dia ianao irery
No oryqdzmq hany tokana tsy mba nahafoy
Ka nanaramaso ahy sy nijery
Ireo ranomasoko zay nijohy
Ref:
Hitanao ny adintsaiko
Reraka ny aiko
Ampio aho ampio aho
Fa mila Anao
Tano aho ho eo akaikinao
Hanaraka ,Hialoka eo antratranao
F'izany no hetahetan'ity fmvvz zanakao
.
2-Eo akaikinao no mba fikasako
Na dia fantatro ho mafy aza re
Satria itako fa tsy miasy alaoko
Anatreako lay xymzvfe mazavabe
Ho tsiahivinao anay avokoa
Ny anjara asa avy aminao
Mety angahiahy sy mila hitritra ny fo
Satria marina ny fitsaranao
Ref:......
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAFI TaninanandranoVisites : 2342
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Rianaah
Date : 01/12/2015 20:47
