AMBARAO JESOSY SOA (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Any lavitry ny vala reo namanao sy havanao
Tsy mandre, tsy mahalala an'i jeso fitiavana
Miandry anao e tononkira.serasera.org ! izy ireny hitondra hazavana koa
Mba sahia eh !Mitoria eh ! Ambarao Jesosy soa
Tsy mba misy izy hanampy sy hampahafantatra azy izao .
Ka ny fanompoan-tsampy no zary fomba amam-panao
2- brlfdf Any ankaotra lavitra any dia misy olo-marobe
Zay mijaly mitomany,mitady famonjena re
Tsy mahita fifaliana, fadiranovana tokoa
Mandehana ! ka faingana ! Ambarao Jesosy soa
Fa mandala sy mitandro, ny hasin'ireo razana
Ka mamadika, manandro, ny ratsy no hiantsampazana
3-Reo zay ketraka ny fony, ampaherezo avokoa
Reo tsy mahatratra intsony, torio ny teny mahasoa.
Ambarao fa mbola misy, ny famonjena ho azy ireo.
Mahereza !ka meteza ! Jeso homba anareo.
Fa ny tsy fahalalany, no hanaovany ireo
Mandehana re makany, vonjeo ny namanao, vonjeo
REF aeqb :
Mila anao e !miandry anao e !
Mba hamafy izany voa !
Fantatrao e vbomhrt ! Ka lazao e !
Ambarao Jesosy soa

--------
Rohy:
Hevitra
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:24)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAFI TaninanandranoVangy : 4446
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tx3
Daty : 29/05/2017 22:28