AKAIKINAO (AFAFI Taninanandrano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
xnmh 1.Akaikinao ry Tompo tena tia
No mamiko sy tena tiako indrindra
Madio ny fo.ny saina amam-panahy
Akaikinao no mahasambatra ahy
2.Akaikinao ry Jeso Tompoko
Notokiko sy heriko izao
Ny fahoriako izay manjo
Akaikinao dia maivana tokoa
3.Tarihonao Fanahy Masina ô
Ny lalako tononkira.serasera.org sy ny izay atao
Tolory saina.fahendrena koa
Tarihonao ty ondry kely izao
REF :
Tantano aho .ry Tompoko malala jnfpvy ô
Hidera sy hankato ny anaranao
Ny tenako.ny foko sy ny saiko
Atolotro ager ho anao mandrakizay
No mamiko sy tena tiako indrindra
Madio ny fo.ny saina amam-panahy
Akaikinao no mahasambatra ahy
2.Akaikinao ry Jeso Tompoko
Notokiko sy heriko izao
Ny fahoriako izay manjo
Akaikinao dia maivana tokoa
3.Tarihonao Fanahy Masina ô
Ny lalako tononkira.serasera.org sy ny izay atao
Tolory saina.fahendrena koa
Tarihonao ty ondry kely izao
REF :
Tantano aho .ry Tompoko malala jnfpvy ô
Hidera sy hankato ny anaranao
Ny tenako.ny foko sy ny saiko
Atolotro ager ho anao mandrakizay
--------
Link:
Comments
goodnssgirl
(
01/07/2017 14:24)
How are you today.I will like to discuss important issue with you.Please write me through this email joylentreya014@yahoo.com so that i will explain to you send you my picture
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFAFI TaninanandranoHits : 2631
Likes : 0 Like
Created by : Tx3
Date : 29/05/2017 22:28
