Ilay kintana Fitarikandro (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ilay kintana mpitari-dalana anay
Tsy miala fa mijanona ao Jodia
Miandry manadrampahatonga anao tononkira.serasera.org ao
Ilay Jerosalema vaovao
Ilay fampakarambadin'ny Zanakondry
Miomana amin'ny solika fitaiza koa
sfdeu Ka hiditra amim-boninahitra ao
Amin'ny fanatrehany
Ref: Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
Fa Tonga Jesosy anio
2. Endrey ny fifalian'ireo mponina
Miara-mizotra ao an-danitra ao
Tsenain'ireo Anjelin'ny lanitra
Jesosy malala izao
Raha hoavy ny fotoana
Hialako ety
Ny lasako rehetra hanaraka ahy
Hoanao izay nampibebaka olona
Ka namonjy koa ny fanahy.
-----------
Ref: (Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
bejjrhpa Fa Tonga whod Jesosy anio)x2
AFAA na Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkadrina
Tsy miala fa mijanona ao Jodia
Miandry manadrampahatonga anao tononkira.serasera.org ao
Ilay Jerosalema vaovao
Ilay fampakarambadin'ny Zanakondry
Miomana amin'ny solika fitaiza koa
sfdeu Ka hiditra amim-boninahitra ao
Amin'ny fanatrehany
Ref: Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
Fa Tonga Jesosy anio
2. Endrey ny fifalian'ireo mponina
Miara-mizotra ao an-danitra ao
Tsenain'ireo Anjelin'ny lanitra
Jesosy malala izao
Raha hoavy ny fotoana
Hialako ety
Ny lasako rehetra hanaraka ahy
Hoanao izay nampibebaka olona
Ka namonjy koa ny fanahy.
-----------
Ref: (Isika mibanjina ny lanitra iray
No tanjona tratrarina
Mizotra mankany
Amin'ilay tany soa
Namoanantenain'i Jeso
Ry mponina an-tany ô
Mifalia miravoa
bejjrhpa Fa Tonga whod Jesosy anio)x2
AFAA na Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkadrina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Visites : 226
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 22/04/2026 15:19
