Fanahy Masina (AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Solo...
Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava indray ,Itony zavona be
Fa-hazavana mandrakizay
Tsy hangina aho tononkira.serasera.org raha affaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fanahiko tsy hianjera
Hany hery hianteherako
Unisson...
Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava nkcjkan indray
Itony zavona be fa-hazavana mandrakizay
Tsy tkllzf hangina raha afaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fa-nahiko zaarebfs tsy hianjera
Hany hery hianteherako.
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Duo...
Fa Ianao tsy handao sanatria e
Fanahy Masina ô mahatoky.
Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava indray ,Itony zavona be
Fa-hazavana mandrakizay
Tsy hangina aho tononkira.serasera.org raha affaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fanahiko tsy hianjera
Hany hery hianteherako
Unisson...
Aoka ny Fanahinao Jehovah
No hitarihanao ahy raha mandeha
Hampisava nkcjkan indray
Itony zavona be fa-hazavana mandrakizay
Tsy tkllzf hangina raha afaka miantso
Ny Anaranao Jesosy ô
Izay mahavonjy ny fa-nahiko zaarebfs tsy hianjera
Hany hery hianteherako.
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Andry afo mazava alina
Andry rahona hanaloka andro
Mitariha anay Ray be fitia e
Hamakivaky ity fiainana ity
Duo...
Fa Ianao tsy handao sanatria e
Fanahy Masina ô mahatoky.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFAA ( Antsivan'ny famonjena Toby Neny Olga Ambolonkandrina )Visites : 286
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 22/04/2026 15:25
