Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nahoana ? (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. NY Andriamanitrao no ysag mahery indrindra,
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra tsy misy fetra
Ranomasina lalina ytlrmct irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao sfdxmrq no manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy mba foiny
Ref..
AFA Choir Juillet 2022 tononkira.serasera.org
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra tsy misy fetra
Ranomasina lalina ytlrmct irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao sfdxmrq no manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy mba foiny
Ref..
AFA Choir Juillet 2022 tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 697
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 28/03/2023 14:48
