Nahoana ? (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. NY Andriamanitrao no mahery indrindra,
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra cdeai tsy misy fetra
Ranomasina lalina irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao no manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany tononkira.serasera.org sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy lkihsls mba foiny
Ref..
moakjt AFA Choir Juillet 2022
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra cdeai tsy misy fetra
Ranomasina lalina irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao no manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany tononkira.serasera.org sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy lkihsls mba foiny
Ref..
moakjt AFA Choir Juillet 2022
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Hits : 733
Likes : 0 Like
Created by : Ckaye
Date : 28/03/2023 14:48
