Nahoana ? (AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. NY Andriamanitrao no mahery indrindra,
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra tsy misy fetra
Ranomasina lalina irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao xkvzrkx no ywks manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mbdw mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy mba foiny
Ref..
AFA Choir tononkira.serasera.org Juillet 2022
Izay namorona sady nandrindra
Ny fiainan'olombelona rehetra,
Andriamanitra tsy misy fetra
Ranomasina lalina irony
Sy ny voromanidina ambony
Asany ireny rehetra ireny,
Lalina ny fahendreny
Ref:
Oay o! nahoana moa ianao xkvzrkx no ywks manahy?
Fa ny vorona izay tsy mamafy,
Izy no mamelona azy
Oay o! nahoana moa ianao no mitomany?
Fa katsaho ny fahamarinany sy ny fanjakany
2. Andriamanitra mampisy ny aina,
Sy Mpamonjy izay mbdw mitaraina
Manondraka ny tany karankaina, Andriamanitra azo antenaina
Fa ianao no ilainy hatoky Azy
Tena hino fa tsy hivazivazy
Fiainanao rehetra atolory,
Tiany ianao tsy mba foiny
Ref..
AFA Choir tononkira.serasera.org Juillet 2022
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Choir ( Antsa Fanantenana Ambatotsidikaina)Vangy : 732
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ckaye
Daty : 28/03/2023 14:48
