Ampidiro aloha ny tenimiafina
Resiny ny fahafatesana (A'Azy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tonga Izy mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky tononkira.serasera.org Azy koa
Jesosy no hanananao fiainana
Refrain:
Miorena ho fonenan' Andriamanitra ebpjoqqd ianao
Ka hobio derao: Jesosy Velona
Asandrato mafy re ny feonao:
Efa Resiny ny fahafatesana
Indro tonga Izy elznr mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho iyjc an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no hanananao fiainana
Aleloia! Aleloia!

--------
Lien:
Commentaires
RochelRandriamanana
(
22/06/2026 09:02)
Fiadanana ho anareo!
RochelRandriamanana
(
22/06/2026 09:11)
Hira manambara ny Famonjena nataon'i Jesosy hoan' ny olombelona rehetra!
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : A'AzyVisites : 231
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RochelRandriamanana
Date : 22/06/2026 09:00