Resiny ny fahafatesana (A'Azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tonga Izy mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no hanananao yxbxqohj fiainana

Refrain:
Miorena ho fonenan' Andriamanitra ianao
Ka hobio derao: Jesosy Velona
Asandrato mafy re ny feonao:
Efa Resiny ny fahafatesana


Indro tonga Izy mitory Teny Soa Mahafaly
Milaza fihavanana ho anao izay lavitra Azy
Ary Fiadanana ho an'izay akaiky Azy koa
Jesosy no tononkira.serasera.org hanananao fiainana

Aleloia! Aleloia!
Efa Resiny ny fahafatesana
Efa Resiny jseikkuu utqdtz ny fahafatesana

--------
Link:
Comments
RochelRandriamanana ( 22/06/2026 09:02)
Fiadanana ho anareo!
RochelRandriamanana ( 22/06/2026 09:11)
Hira manambara ny Famonjena nataon'i Jesosy hoan' ny olombelona rehetra!
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A'Azy
Hits : 233
Likes : 0 Like
Created by : RochelRandriamanana
Date : 22/06/2026 09:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383