Eritrereto (A'Azy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ouh oh oh
Ouh oh oh oh
Moa ve fantatrao ny lasanao hatrizay
Ka tinao mba hiova eto indray
Satana fahavalo dia mikasa ny haningotra, hamely anao foana
Koa aoreno ny Finoanao: Jesosy rzegxcy no hatony
Fa Izy no hiahy anao

Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany kvjsg fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: manaova ny Tsara
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafaran;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza ianao: miova dieny izao

Moa ve fantatrao ny ao aoriana rehetra
Mety hiseho amin'ny fiainanao
Moa ve tsaroanao: ny antom-pisinao mba tsy ho zava-poana
Ho mafy ny finoanao, homban'ny Fanahy
Ka hivoaka ho mpandresy ianao

Refrain:
Mety ho aiza tokoa izany fiainana ety?
Mba hahasoa ve no hiafarany;
Ndao hifanohana hoamin'ny mety
Aiza tononkira.serasera.org awvakr ianao: manaova ny Tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao manaova ny tsara
Eritrereto hatrany: Koa raiso dieny androany
Aiza ianao miova dieny izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : A'Azy
Hits : 24
Likes : 0 Like
Created by : RochelRandriamanana
Date : 22/06/2026 07:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346